You are here: home > Tononkira > Rossy

Fisarahana (Rossy)

https://tononkira.serasera.org/hira/rossy/fisarahana

Eny mamy tena mamy lesy ny fotoana niarahana
Nefa mamy toa mangidy, fa nosomparam-pisarahana
Ka raha saraka amin'ialahy lesy teny kely no vimbino
Teny kely teny tsotra ho aho, dia ny aza manadino o o

raha ny lalana rehetra aleha, dia misy farany avokoa,
ny fiarahana manam-petra, manam-piafaràny ktononkira.serasera.orgoa e
Raha hisaraka eto anio, ekena, mafy izany
saingy izao no tadidio anie, any aoriana hiaona ihany e

Dia veloma vetivety ho aho e, dia veloma mandram-pihaona
Dia veloma vetivety akia, fa any aoriana mbola hiaona
Dia veloma vetivety ho aho e, lay teny kely tadidio
Hoe veloma sy mas├Čna, ho'aho, 'lay fifankatiavana kajio

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Rossy
Mpamaky : 3081
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 20/11/2015 19:53:01
ID : 7915

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo