You are here: home > Tononkira > Rossy

Anamalaho (Rossy)

Eee O Raoely e! Anamalaho ambany lalana ee!
Eee O Raoely e! Anamalaho ambany lalana ee!
Anamalaho ambany lalana any itsy ô,
Takatakaro fa tsy azo amidy ee!
Raha sendra mahita mandalo zalahy e!
Takatakaro fa tsy azo amidy ee!
Anamalaho ambany lalana ee! Anamalaho ambany lalana ee!

REF: Io ary ilay mitapolaka, ilany fotsiny mihetsika
Io ary ilay mitapolaka, ilany fotsiny mihetsika
mihetsiketsika, Mihetsiketsika!
Mihetsiketsika, Mihetsiketsika,

Eee O Raoely e! Anamalaho ambany lalana ee!
Eee O Raoely e! Anamalaho ambany lalana ee!
Ianareo lavidavitra ery Ambodimanga e! Anamalaho ambany lalana ee!
Ianareo lavidavitra ery Androngaronga e! Anamalaho ambany lalana ee!
Anamalaho ambanTsiky dia ampyy lalana ee! Anamalaho ambany lalana ee!

REF: Io ary ilay mitapolaka, ilany fotsiny mihetsika
Io ary ilay mitapolaka, ilany fotsiny mihetsika
mihetsiketsika, Mihetsiketsika!
Mihetsiketsika, Mihetsiketsika,

Eee! Eee! Eee! Anamalaho ambany lalana eeia!
Eee! Eee! Eee! Anamalaho ambany lalana eeia!
Eee! Eee! Eee! Anamalaho ambany lalana eeia!
Anamalaho ambany lalana eeia!
Anamalaho ambany lalana eeia!
Anamalaho ambany lalana eeia!

Eee O Raoely e! Anamalaho ambany lalana ee!
Eee O Raoely e! Anamalaho ambany lalana ee!
Anamalaho ambany lalana any ito,
Takatakaro fa tsy azo amidy ee!
Raha sendra mahita mandalo zalahy e!
Takatakaro fa tsy azo amidy ee!
Anamalaho ambany lalana ee!
Anamalaho ambany lalana ee!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Rossy
Mpamaky : 1700
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mandresy2014
Tamin'ny : 04/05/2015 09:18:02
ID : 7437

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo