Anamalaho (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eee O Raoely e! Anamalaho ambany lalana ee! Eee O Raoely e! Anamalaho ambany lalana ee!
Anamalaho ambany lalana any itsy ô,
Takatakaro fa tsy azo amidy ee!
Raha sendra mahita mandalo zalahy e!
Takatakaro fa tsy azo amidy ee!
Anamalaho ambany lalana ee! Anamalaho ambany lalana ee!
REF: Io ary ilay mitapolaka, ilany fotsiny mihetsika
Io ary ilay mitapolaka, ilany fotsiny mihetsika
mihetsiketsika, Mihetsiketsika!
Mihetsiketsika, Mihetsiketsika,
Eee O Raoely e! Anamalaho ambany lalana ee!
Eee O Raoely e! Anamalaho ambany lalana ee!
Ianareo lavidavitra ery Ambodimanga e! Anamalaho ambany lalana ee!
Ianareo lavidavitra ery Androngaronga e! Anamalaho ambany lalana ee!
Anamalaho ambany lalana ee! Anamalaho ambany lalana ee!
REF: Io ary ilay mitapolaka, ilany fotsiny mihetsika
Io ary ilay mitapolaka, ilany fotsiny mihetsika
mihetsiketsika, Mihetsiketsika!
Mihetsiketsika, Mihetsiketsika,
Eee! Eee! Eee! Anamalaho ambany lalana eeia!
Eee! Eee! Eee! Anamalaho ambany lalana eeia!
Eee! Eee! Eee! Anamalaho ambany lalana eeia!
Anamalaho ambany lalana eeia!
Anamalaho ambany lalana eeia!
Anamalaho ambany lalana eeia!
Eee O Raoely e! Anamalaho ambany lalana ee!
Eee O Raoely e! Anamalaho ambany lalana ee!
Anamalaho ambany lalana any ito,
Takatakaro fa tsy azo amidy ee!
Raha sendra mahita mandalo zalahy e!
Takatakaro fa tsy azo amidy ee!
Anamalaho ambany lalana ee!
Anamalaho ambany lalana ee!
--------
Lien:
Commentaires
hery
(
18/01/2025 14:28)
Ho an'ilay nanome fanitsiana.
Anamalaho mihitsy no izy fa tsy Anamalao
Anamalaho mihitsy no izy fa tsy Anamalao
patrickmjk
(
28/06/2025 11:33)
Tsy atao imason'olona fa hay ve ka Anamalaho ambany làlana ilay tonony e! hihihih
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RossyVisites : 4524
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mandresy2014
Date : 04/05/2015 09:18
