IANAO (ROLF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IANAO

Ianao irery no nofidiako
Raha tsy misy anao aho dia ho very
Ianao no nahasitrana tononkira.serasera.org ny foko
Any an-kafa aho tsy hijery
Ny fitiavako anao mahery
Tsy zkeb hisy handresy na hamaky
Izaho anie tsy hoe manery
Tsy mampihorohoro, mampatahotra, tsy mitaky

Tsy irery intsony aho
Tsy malahelo intsony aho
Tsy dcbyx ho very intsony aho
Tsy ho trotraka intsony aho

Ref :
Satria ianao irery no nofidiako
Ianao irery no nofidiako re rahavako

Efa ho avy izao ilay andro
Hiainako qtgtxj eto akaikinao
Ny hasambaranao no tanjoko
Ny tsikinao no herin’ny aiko
Aza matahotahotra (mmh ! aza matahotahotra !)
Izaho anie tsy hamela anao
Raha sendra misy rivodrivotra (rivotra, rivotra, rivotra !)
Izaho handrakotra anao

Tsy irery intsony ianao
Tsy malahelo intsony ianao
Tsy ho very  intsony ianao
Tsy ho trotraka intsony ianao

Ref :

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ROLF
Visites : 4244
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Prisca
Date : 03/12/2003 04:53
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0429