IANAO (ROLF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IANAO

Ianao irery no nofidiako
Raha tsy misy roazsc anao aho dia ho very
Ianao no nahasitrana ny foko
Any an-kafa aho tsy hjhecduv hijery
Ny fitiavako anao mahery
Tsy hisy handresy na hamaky
Izaho anie tsy hoe manery
Tsy mampihorohoro, mampatahotra, tsy mitaky

Tsy irery tononkira.serasera.org intsony aho
Tsy malahelo intsony uihbxvxp aho
Tsy ho very intsony aho
Tsy ho trotraka intsony aho

Ref :
Satria ianao irery no nofidiako
Ianao irery no nofidiako re rahavako

Efa ho avy izao ilay andro
Hiainako eto akaikinao
Ny hasambaranao no tanjoko
Ny tsikinao no herin’ny aiko
Aza matahotahotra (mmh ! aza matahotahotra !)
Izaho anie tsy hamela anao
Raha sendra misy rivodrivotra (rivotra, rivotra, rivotra !)
Izaho handrakotra anao

Tsy irery intsony ianao
Tsy malahelo intsony ianao
Tsy ho very  intsony ianao
Tsy ho trotraka intsony ianao

Ref :

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ROLF
Visites : 4246
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Prisca
Date : 03/12/2003 04:53
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0358