AZAFADY (ROLF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AZAFADY

Mahatsiaro tena aho, indraindray fa tena ratsy fanahy aminao o ! eh ! azafady !
Tsy fanahiniako re, tsy sitra-poko re, tsy ataoko intsony
Marary ny foko rehefa miady aminao izaho o ! eh !
Dia manjary lasa masiaka re, mitabataba re, manorisory….azafady…

Azafady, azafady
Azafady, azafady
Azafady, azafady
Azafady, azafady re

Ataoko ahoana rehefa tsy azonao izaho o ! eh !
Azafady !
Tsy sitra-poko re, miala tsiny re, tsy ataoko intsony
Manahy mafy foana fa soa dia laozanao eo aho o ! eh !
Dia vao mainka mikorontana, mikoropaka, tsy misaina intsony…

Azafady, azafady
Azafady, azafady
Azafady, azafady
Azafady, azafady re


Tsy tokony holalaovinao ny foko
Tsy tokony hosangianao ny foko
Satria ve izaho efa voababo ka….
Voatery handefitra, tsy mampaninona satria…

Mahatsiaro tena aho, indraindray fa tena ratsy fanahy aminao o ! Eh ! azafady
Tsy fanahiniako re, tsy sitra-poko re, miala tsiny re, tsy ataoko intsony….

Azafady
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ROLF
Vangy : 2687
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 10/12/2003 06:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0722