AZAFADY (ROLF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AZAFADY
Mahatsiaro tena aho, indraindray fa tena ratsy fanahy aminao o ! eh ! azafady !
Tsy fanahiniako re, tsy sitra-poko re, tsy ataoko intsony
Marary ny foko rehefa miady aminao izaho o ! eh qflu !
Dia manjary lasa masiaka re, mitabataba re, manorisory….azafady…
Azafady, azafady
Azafady, azafady
Azafady, azafady
Azafady, azafady re
Ataoko ahoana rehefa tsy azonao izaho o ! eh !
Azafady !
Tsy sitra-poko re, miala tsiny re, tsy ataoko intsony
Manahy mafy foana fa soa dia laozanao eo aho o ! eh !
Dia vao mainka mikorontana, mikoropaka, tsy misaina intsony…
Azafady, azafady
Azafady, azafady
Azafady, azafady
Azafady, azafady re
Tsy tokony holalaovinao ny tononkira.serasera.org foko
Tsy tokony hosangianao ny foko
Satria ve izaho efa voababo ka….
Voatery taxsxjkt handefitra, tsy mampaninona satria…
Mahatsiaro tena aho, indraindray fa tena ratsy ezvgh fanahy aminao o ! Eh ! azafady
Tsy fanahiniako re, tsy sitra-poko re, miala tsiny re, tsy ataoko intsony….
Azafady

--------
Link: