Joana 3 : 16 (RIVOLALA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey re ry Tompo de natolotrao ho anay ny Zanakao
Mba ho famonjena ny tontolo izao
Fa ny eo Anilany no mahafinaritra
Sambatra izay,mandray ny Teniny

Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra 'izao tontolo izao eh
Ny Nanolorany ny Zanany 'lay tokana
Ho ahy sy ho anao
Fa izay rehetra mino Azy anie
Ka hanana fiainana mandrakizay
Ko tsy haleonao ve,miaraka amin'ny Ray

Ry rahalahy sy anabavy namako
Mandraisa Azy ianao
Atolory Azy anio,ny fiainanao
Fa ny eo Anilany no mahafinaritra
Sambatra izay, mandray ny Teniny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RIVOLALA
Vangy : 66
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rivolala
Daty : 08/07/2024 15:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0829