Taranaka Voafidy (Rija Rasolondraibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eh isika eh, Manohatra ny Mpandresy e
(Eh isika eh, Manohatra ny Mpandresy e)
Eh isika eh, Manohatra ny Mpandresy e
(Eh isika eh, Manohatra ny Mpandresy e)

Manohatra ny Mpandresy e
(Izay ihany Jesosy Tompontsika)
Manohatra ny Mpandresy e
(Izay ihany Jesosy Tompontsika)

Manohatra ny Mpandresy e
(Nohon'ny ràn'i Jesosy Tompontsika)
Manohatra ny Mpandresy e
(Nohon'ny ràn'i Tompontsika)

REF:
Taranaka voafidy eehh (eh Voafidy eh)
Taranaka voafidy eehh (eh Voafidy eh)

Eh voafidy eh, Maso-ivon'ny Mpamorona eh
(MPANJAKA SADY MPISORONA)

Taranaka voafidy eehh (eh Voafidy eh)
Taranaka voafidy eehh (eh Voafidy eh)

Eh voafidy eh, Maso-ivon'ny Mpamorona eh
(MPANJAKA SADY MPISORONA)

Eh Izy eh, no namaky ny lanitra eh
(Eh Izy eh, no namaky ny lanitra eh)
Eh Izy eh, no namaky ny lanitra eh
(Eh Izy eh, no namaky ny lanitra eh)

Namaky ny lanitra
(Nitondra ny Ràn'ny Mpisorona ho antsika)
Namaky ny lanitra
(Nitondra ny Ràn'ny Mpisorona ho antsika)

Namaky ny lanitra
(Ny lanitra volamena ho antsika)
Namaky ny lanitra
(Ny lanitra volamena ho antsika)

REF:
Taranaka voafidy eehh (eh Voafidy eh)
Taranaka voafidy eehh (eh Voafidy eh)

Eh voafidy eh, Maso-ivon'ny Mpamorona eh
(MPANJAKA SADY MPISORONA)

Taranaka voafidy eehh (eh Voafidy eh)
Taranaka voafidy eehh (eh Voafidy eh)

Eh voafidy eh, Maso-ivon'ny Mpamorona eh
(MPANJAKA SADY MPISORONA)

Ampitomboina aminao anie
(Ampitomboina aminao)x4
Fahasoavana eh
(Amin'ny fahalalana marina an'Andriamanitra)x2

Ampitomboina aminao anie
(Ampitomboina aminao)x4
Fiadanana eh, fahasoavana e
(Amin'ny fahalalana marina an'Andriamanitra)x2

1-2-3-4
Izy Mandeha ambony rano x2
Teo amin'ilay noforoniny eh, Izy no mandehandeha
(Teo amin'ilay noforoniny eh, Izy no mandehandeha)
Teo amin'ilay noforoniny eh, Izy no mandehandeha
(Teo amin'ilay noforoniny eh, Izy no mandehandeha)

Tamin'ny voalohany ny Teny, ny Teny dia tao amin'
Andriamanitra
Ny Teny dia Andriamanitra namorona ny tany sy ny lanitra

Teo amin'ilay noforoniny eh, Izy no mandehandeha
(Teo amin'ilay noforoniny eh, Izy no mandehandeha)
Teo amin'ilay noforoniny eh, Izy no mandehandeha
(Teo amin'ilay noforoniny eh, Izy no mandehandeha)

Izy niteny, ny teny tonga olona
Noforoniny ireny,Teny Izy no nombohona

Teo amin'ilay noforoniny eh, Izy no nandondona
(Teo amin'ilay noforoniny eh, Izy no nandondona)
Teo amin'ilay noforoniny eh, Izy no nandondona
(Teo amin'ilay noforoniny eh, Izy no nandondona)

Ampitomboina aminao anie
(Ampitomboina aminao)x4
Fiadanana eh, fahasoavana e
(Amin'ny fahalalana marina an'Andriamanitra)x2

1-2-3-4
Ny Lanitra no lapany, ny tany fitoeran'ny Tongony
Andriamanitra no Papany fa ny mpanota no longony

Teo amin'ilay noforoniny eh, Namonjeny be dia be
(Teo amin'ilay noforoniny eh, Namonjeny be dia be)
Teo amin'ilay noforoniny eh, Namonjeny be dia be
(Teo amin'ilay noforoniny eh, Namonjeny be dia be)

Izy Mpisorona Lehibe x3
Mpanjakan'ny Salema

(Mpisorona Mandrakizay
Andriamanitra Manakaiky)
(Mpisorona Mandrakizay
Amin'ny fomban'i Melkizedeka)

Teo amin'ilay noforoniny eh, Namonjeny be dia be
(Teo amin'ilay noforoniny eh, Namonjeny be dia be)
Teo amin'ilay noforoniny eh, Namonjeny be dia be
(Teo amin'ilay noforoniny eh, Namonjeny be dia be)

REF:
Taranaka voafidy eehh (eh Voafidy eh)
Taranaka voafidy eehh (eh Voafidy eh)

Eh voafidy eh, Maso-ivon'ny Mpamorona eh
(MPANJAKA SADY MPISORONA)

Taranaka voafidy eehh (eh Voafidy eh)
Taranaka voafidy eehh (eh Voafidy eh)

Eh voafidy eh, Maso-ivon'ny Mpamorona eh
(MPANJAKA SADY MPISORONA)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rija Rasolondraibe
Vangy : 1567
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Donna santatra
Daty : 04/12/2021 17:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0758