Omeo Solika (Rija Rasolondraibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
OMEO SOLIKA (Rija Rasolondraibe)

Tsy maintsy mirehitra mamaivay izahay eh, hitsena an’I Jesosy eh!
(Hirehitra izahay eh, hitsena an’I Jesosy eh)
Tsy maintsy mirehitra mandrakizay izahay eh, hitsena an’I Jesosy eh!
(Hirehitra izahay eh, hitsena an’I Jesosy eh) (x 2)
Tairo aho fa sao dia tsy lasa (tairo aho, tairo aho ah)
Tairo aho fa sao dia tavela (tairo aho sao tavela ah)
Sao malaina eh, sao maimaina eh, tairo aho fa aza avela

Réf: Omeo solika aho e e e! (solika hirehitra mamaivay eh)
Omeo solika ah! (solika hirehetako mandrakizay)
Hitsena an’I Jesosy aho eh! (hitsena an’I Jesosy aho ah)
Hitsena an’I Jesosy aho ah! (hitsena an’I Jesosy aho eh) (x 2)

‘Zahay tsy maintsy vonona anio, hitsena an’I Jesosy eh
(vonona anio eh, hitsena an’I Jesosy eh)
‘Zahay tsy maintsy hiakanjo madio hitsena an’I Jesosy eh
(hiakanjo madio eh! hitsena an’I Jesosy eh) (x 2)
Solika no atao fitaiza! (atao fitaiza)
Jiro no karakaraina ah! (karakaraina)
Ny tsy lasa tsy laitra, izay vao taitra eh, fidio anio izay ilaina eh

Ref: . . .
(Miambina ah), I I I I I I I (samy miambina)
(Miambina ah), (samy miambina)
(Miambina ah), tandremo sao mianjera an (samy miambina)
(Miambina ah), (samy miambina)
(he sao mba tavela eh) (Miambina ah), (samy miambina)
(he aza avela eh) (Miambina ah), (samy miambina)
(he aza malaina eh) (Miambina ah), (samy miambina)
(he sao maimaina eh) (Miambina ah), (samy miambina)
Samy miambina eh! (Miambina ah), (samy miambina)
Aza avela eh! (Miambina ah), (samy miambina)

Feno ve sa tsy feno eh (feno eh, feno eh)
Feno ve sa tsy feno eh eh eh (feno eh, feno eh)
Vonona ve sa tsy vonona (vonona eh’ vonona eh)
Vonona ve sa tsy vonona eh eh eh (vonona eh)
Iô ô ô ô ô ô ô ô (Iô ô ô ô ô ô ô oh)
Aiaaiaaiaaia eh aaaaaaaaaaa (Aia aia aia aia eh aaaaaaaaaaa)

Andeha sa tsy handeha (handeha handeha)
Andeha sa tsy handeha (handeha handeha)
Mirehitra sa tsy mirehitra (mirehitra mirehitra eh)
Mirehitra sa tsy mirehitra e e e (mirehitra eh)
Iô ô ô ô ô ô ô oh (Iô ô ô ô ô ô ô oh)
Ia ia ia ia ia (Ia ia ia ia ia)

Réf : . . .
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rija Rasolondraibe
Vangy : 235
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 07/11/2023 09:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0726