You are here: home > Tononkira > Rija Rasolondraibe

Hosana (Rija Rasolondraibe)

https://tononkira.serasera.org/hira/rija-rasolondraibe/hosana-2

Pré-lude

Injao ny Tomponao, avia tsenao
Avy ny Tomponao tsenao
‘Lay maherinao, indro tsenao
Adama vaovao, tsenao

Ho avy amin’ ny voninahitra Izy
Velaro ho lalany ny lambanao
Hofaofao ravina ‘lay Mpanjakan’
Izao tontolo izao

Izy no tsara indrindra (X2)
Izy no ambony indrindra (X2)
Izy no avo indrindra!
Hosana

Hosana (X8)

Interlude

Injao ny Tomponao, avia tsenao
Ilay Mpanavotrao, tsenao
‘Lay maherintononkira.serasera.orgao, indro tsenao
Adama vaovao, tsenao

Ho avy amin’ ny voninahitra Izy
Velaro ho lalany ny lambanao
Hofaofao ravina ‘lay Mpanjakan’
Izao tontolo izao

Izy no tsara indrindra (X2)
Izy no ambony indrindra (X2)
Izy no avo indrindra!
Hosana

Hosana (X8)

Hosana
(Fa Izy no tsara indrindra e!)
Hosana
(Fa izy no ambony indrindra e!)
Hosana (X2)

Izy no tsara indrindra (X2)
Izy no ambony indrindra (X2)
Izy no avo indrindra!
Hosana

Tapitra

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Rija Rasolondraibe
Mpamaky : 1564
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Iron_man
Tamin'ny : 20/08/2017 10:09:46
ID : 9871

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo