You are here: home > Tononkira > Rija Rasolondraibe

hoderainay (Rija Rasolondraibe)

Hoderainay hasandratray ilay
Zanaky ny Ray

Ndao handihy eo anatrehany
Hasandrato ny fo tsapa tokoa
Mihobia fa velona anie
Ilay Tompon’ny Tompo
Namonjy marobe

Jesosy irery ihany (2)
No nahavita izany (Tsiky dia ampy2)
Tsy hisy fiafarany ny fanjakany

Ndao handihy eo anatrehany
Hira fihobiana ikam-pifaliana
Mihobia dia ankalazao
Lay efa nandresy
Zao tontolo izao

Jesosy irery ihany (2)
No nahavita izany (2)
Tsy hisy fiafarany ny fanjakany

Mpihira : Rija Rasolondraibe
Mpamaky : 3693
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : haingobe
Tamin'ny : 14/04/2005 09:17:14
ID : 3068

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo