You are here: home > Tononkira > Rija Rasolondraibe

hoderainay (Rija Rasolondraibe)

Hoderainay hasandratray ilay
Zanaky ny Ray

Ndao handihy eo anatrehany
Hasandrato ny fo tsapa tokoa
Mihobia fa velona anie
Ilay Tompon’ny Tompo
Namonjy marobe

Jesosy irery ihany (2)
No nahavita izany (2)Tsiky dia ampy
Tsy hisy fiafarany
Ny fanjakany

Ndao handihy eo anatrehany
Hira fihobiana hikam-pifaliana
Mihobia dia ankalazao
Lay efa nandresy
Zao tontolo izao

Jesosy irery ihany (2)
No nahavita izany (2)
Tsy hisy fiafarany
Ny fanjakany

Mpihira : Rija Rasolondraibe
Mpamaky : 3227
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : haingobe
Tamin'ny : 13/04/2005 10:55:55
ID : 3067

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo