You are here: home > Tononkira > Rija Rasolondraibe

EFA NASANDRATRA IZY (Rija Rasolondraibe)

Ireo lavitra taloha
Lasa akaiky avokoa
Jesoa no famelana
Izy no fahazavana
F’efa nasandratra Izy

Fa olon’eran-tany
No voavidin’ny Rany
Ho mandrakizay
Ao an-tranon’ny Ray
F’efa nasandratra Izy
tononkira.serasera.org
Efa nitsangana Izy

Ny tanjona tafita
Jesosy no nahavita
Izy no tompon-daka
Mpanjakan’ny mpanjaka
F’efa nasandratra Izy

Jeso no Kapiteny
Momba ahy ombieny ombieny
Ankavanan’ny Ray
Mivavaka ho ahy
F’efa nasandratra Izy

Mpihira : Rija Rasolondraibe
Mpamaky : 5922
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Feti Lanto
Tamin'ny : 12/08/2004 03:58:24
ID : 2558

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo