Zavaboaary (Olombelo Ricky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O! Ry ramatoakely voajanahary tsy misy toa azy!
O! Ry ramatoakely voajanahary tsy misy toa azy!
Mpiantoka ny fiainanay anio sy @ mbola hoavy!
Mpiantoka ny fiainanay anio sy @ mbola hoavy!
O! Ry ramatoakely zavaboaary tsy misy toa azy!
O! Ry ramatoakely zavaboaary tsy misy toa azy!
Sady mamelana amontana ianao no maniry ho aviavy!
Sady mamelana amontana ianao no maniry ho aviavy!

Hitako ianao vita tsara e!
Tena hitako ianao vita sary e!
Ilay fitsikiny voajanahary!
Ilay fitsikiny voajanahary!

Avo fanahy izy,tian-janahary!
Avo fanahy izy,tian-janahary!

O! Ry ramatoakely voajanahary tsy misy toa azy!
O! Ry ramatoakely voajanahary tsy misy toa azy!
Ny hanina sahaza anay anio toa lasa tsy zarizary,
Tsy hafaka hiantoka ny hoavy!
Ny hanina sahaza anay anio toa lasa tsy zarizary!
Tsy hafaka hiantoka ny hoavy!
O! Ry ramatoakely voajanahary manao azafady!
O! Ry ramatoakely zavaboaary mba manao azafady!
Mila manao fanekena vaovao @nao zahay hiatreanay ny hoavy!
Dia mila manao fanekena vaovao @nao zahay hiatreanay ny hoavy!
Ry ramatoakely voajanahary mba manao azafady!
Voazimbazimbanay ilay vianjanahary,voaotafady!
Ho sitranina ianao raha marary e!
Ho sitranina ianao raha marary e!

Fa sady mahay sobiky izy no mahay fatam-bary!
Fa sady mahay sobiky izy no mahay fatam-bary!
Fa sady mahay sobiky izy no mahay fatam-bary!
Fa sady mahay sobiky izy no mahay fatam-bary!

Ry ramatoakely voajanahary manao azafady!

Avo fanahy izy,tian-janahary e!
Avo fanahy izy,tian-janahary e!
Avo fanahy izy,tian-janahary e!
Avo fanahy izy,tian-janahary e!

AZA MIADY @ZAVABOAARY SAO ZARA RAHA MIHINAM-BARY.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Olombelo Ricky
Vangy : 1454
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 16/11/2015 21:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1932