Mba omeo anah (Ricah Talibao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Bikanyi,
Manaraka rythme ngoman'ny mpankafy...
Ka ny atyi,
Manaraka aoriana manivana dia mandihy...
(Miangavy mba omeo anah)
-Na zovy2, na bika na endrika fa raha ianao
hafa mihintsy e
Fitafy toa miavaka, sipa migesta, izaho pdgo wa
mahatsiaro mivika e
Efa an-tratrako eto ka tsy avelako, omeo ahy
ny tanan-dry fa ho tantanako, an-tsika ny
fety anio
Zipony mena, fotsy ka manintona, ny masoko
miaiky mihintsy fa milay, ndria tsara, ary
papany io
Chorus:
Raha ny androany, oqhjtz tsisy hiala maina, raha ny
foko efa nalainy, mba ho azy ihany...
Izaho nanjary ntoc toc (toc toc=adaladala)
Rehefa m'tsiky izy moramora,
ujdwtcyw Rehefa m'bika izy mola mola,
Babony aho...
Faly aho dia mba msaute saute
ref:
-Ny foko tsy mionona fa avy hatrany koziko
fa ianao ilay tiko be
Na mafy tononina iafisako tononkira.serasera.org foana kozina na
hoe izaho le mapiomehy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ricah TalibaoVisites : 3406
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tahiana.dafy2015
Date : 25/07/2016 11:45