Fanahy Masina o ! (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! Tompo ô!
Mba arotsay ny Fanahinao hiasa aty anatinay izao !
Tompo ô! Tompo ô!
Mba arotsay ny Fanahinao hiasa aty anatinay izao !
Fanahy Masina ô! tariho izahay,
Mba hanao ny sitrapon’Ny Ray.
Fanahy Masina ô! jgwfm avia re,
Ka havaozinao ny fonay izao !
Fanahy Masina ô! tariho izahay,
Mba hanao ny sitrapon’Ny Ray.
Fanahy Masina ô! avia re,
Ka havaozinao ny fonay izao !
Tompo ô! Tompo ô!
Mba arotsay ny Fanahinao hiasa aty anatinay izao !
Tompo ô! Tompo ô!
Mba arotsay ny Fanahinao hiasa aty anatinay izao !
Fanahy Masina ô! mba hazavao
Ny sainay tsy mahalala Anao.
Fanahy Masina ô! faingàna re,
Fa mila Anao na aiza aleha.
Fanahy Masina ô! mba hazavao
Ny sainay tsy mahalala Anao.
Fanahy Masina ô! faingàna re,
Fa mila Anao na aiza znbztq aleha.
Fanahy Masina ô! tariho vejdz izahay,
Mba hanao ny sitrapon’Ny Ray.
Fanahy Masina ô! avia re,
Ka havaozinao ny fonay izao tononkira.serasera.org !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Riampeon' Ny MaritioraVangy : 602
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Raiki-pitia
Daty : 01/10/2024 10:43