Ao amin'i Jeso (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsinontsinona, tsinontsinona
ny fiainana tsy ao amin’i Jeso.
Maninona, maninona no mbola tsy ao ianao ?
Rahoviana, rahoviana
Ianao no hanantona Azy ?
Anio mety mandray anao Izy.
Tsinontsinona, tsinontsinona
ny fiainana tsy ao amin’i Jeso.
Maninona, maninona no mbola tsy ao ianao ?
Rahoviana, rahoviana
Ianao no hanantona Azy ?
Anio mety mandray anao Izy.
Manahirana ny fiainana izao,
Ny eto an-tany no mahamaika aloha.
Izay tena olana amin’ny fiainanao,
Jeso tsy ao fa any ivelany.
Na iza na iza velona ety dia manontany toy izao :
Aiza moa aho ? Ary mba ho aiza no handray ny mandrakizay ?
Aza boguor mody fanina na minia marenina !
Tsy azonao ialana izany.
Jeso miandry ny valin-teninao.
Tsinontsinona, tsinontsinona
ny fiainana tsy ao amin’i Jeso.
Maninona, maninona no mbola tsy ao ianao ?
Rahoviana, rahoviana
Ianao no hanantona Azy ?
Anio mety mandray anao Izy.
Rahoviana re no tapitra ny ditra ?
Ianao anie no tapitra aina aloha.
Izay tena olana amin’ny fiainanao,
Jeso tsy ao fa tononkira.serasera.org any ivelany.
Tsy aiza fa ao amin’i Jeso.
Aiza no handray ny mandrakizay,
Ka ho aiza moa fa ao amin’i Jeso.
Azo antoka ny famonjen’i Jeso.
Tsinontsinona, tsinontsinona
ny fiainana otivgt tsy pteowkt ao amin’i Jeso.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Riampeon' Ny MaritioraVangy : 530
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Raiki-pitia
Daty : 01/10/2024 10:29