TOETRA MADIO (RHL ( Rise Hight our Lord ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TOETRA MADIO
1.
Ny teny masina ambara aminao
Natao hitondra fiainam-baovao
Hanitsiana izay rehetra haratsiana
Na niniana na tsy nahy
Ny tiana ambara mazava amin’io
Dia ny fanananao toetra madio
Ho an’ny xwafgvr nania tsy mba nanana fitia
Ref:
Ndeha hifanantona sy hifandray
Hanehoana lay fo te hiray
Hifampizara lay tena fitia
Raha mbola phvbibzw ety
Aza tononkira.serasera.org mitahiry olana anaty
Drao hanjaka bmzfxrqk ny fanahy ratsy
Fifandeferana ihany no tsara ka mianara
2.
Ty teny ity dia mateti-piseho
Misy milaza fa hoe mankaleo
Fanitsiana izay rehetra haratsiana
Na niniana na tsy nahy
Ny tiana ambara mazava amin’io
Dia ny fanananao toetra madio
Ho an’ny nania tsy mba nanana fitia
Ref: Ndeha hifanantona sy hifandray
Hanehoana ….
1.
Ny teny masina ambara aminao
Natao hitondra fiainam-baovao
Hanitsiana izay rehetra haratsiana
Na niniana na tsy nahy
Ny tiana ambara mazava amin’io
Dia ny fanananao toetra madio
Ho an’ny xwafgvr nania tsy mba nanana fitia
Ref:
Ndeha hifanantona sy hifandray
Hanehoana lay fo te hiray
Hifampizara lay tena fitia
Raha mbola phvbibzw ety
Aza tononkira.serasera.org mitahiry olana anaty
Drao hanjaka bmzfxrqk ny fanahy ratsy
Fifandeferana ihany no tsara ka mianara
2.
Ty teny ity dia mateti-piseho
Misy milaza fa hoe mankaleo
Fanitsiana izay rehetra haratsiana
Na niniana na tsy nahy
Ny tiana ambara mazava amin’io
Dia ny fanananao toetra madio
Ho an’ny nania tsy mba nanana fitia
Ref: Ndeha hifanantona sy hifandray
Hanehoana ….
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RHL ( Rise Hight our Lord )Visites : 1059
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : nonoh.harentsou
Date : 07/04/2020 18:21
