Velon'aina (Reko - Fy & His Band)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
boluvry Ny vorona eny amin'ny habakabaka, tsapanao zay tsapako
Toy ny Ray mandray tononkira.serasera.org zaza vao latsaka, tsapanao zay tsapako
Ref:
Toy ny fefiloha vaky ny any anatiko any, taralila tsy hay sakanana, mamaky varavarana
Satria, hitako ilay tian'ny fanahiko, tsy avelako andeha, ny hirako avy amin'ny fanahiny no avelany andena zay rehetra mainamaina manodidina ycqoacvp ahy, velombelon'aina la la la la la laiiyy
Oh oh oh....
Tany hay mitsena orana, tsapanao zay tsapako
Ny torovana afaka olana, dtqgdbp tsapanao zay tsapako

Satria, hitako ilay tian'ny fanahiko, tsy avelako andeha, ny hirako avy amin'ny fanahiny no avelany andena zay rehetra mainamaina manodidina ahy, velombelon'aina la la la la la laiiyy
Oh oh oh...
Ref....

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Reko - Fy & His BandHits : 1289
Likes : 1 Like
Created by : Nantenaina177
Date : 22/11/2024 19:05