Andao (Reko - Fy & His Band)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oentiko ianao, hijery zavabaovao
Mbola tsy lhygijd hitan'ny masonao
Tsy ren'ny sofinao
Hummm mmmm Hummm mmm
Tany ahy ianao,
ary ny tononkira.serasera.org entanao ... dia ndao
Ndao hanarak'Ahy
Rany ahy ianao
ary ny entanao ... dia ndao
Ndao ymzx hanarak'Ahy
Ho sokafoko ny masonao, havaoziko ny fisainana
Ka ny ety an-tany, ho toy ny an-danitra ihany
Ho sitraniko ireo ferinao, Ianaoa manontolo vaovao
Ka ny ety an-tany, ho toy ny andanitra ihany
Di ho iraiko anaoa, Di nqpk ho iraiko anaoa,
Ny hiran'ny hira rehetra ... ooo
x3
O oo o oo
Andao hanarak'Ahy x2
Oentiko ianao hijery zavabaovao
Andao hanarak'Ahy x3
O oo aaaa
Andao hanarak'Ahy ....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Reko - Fy & His BandVangy : 2932
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AASPRONI
Daty : 27/07/2024 19:00