Lanto (Rebika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tahotra, tsy henatra fa sahy
Ry Lanto ô ! vitanao ny nanosy ahy
Niantsampy aufygjhi ianao teny an-tsandrin’olon-kafa
Ry Lanto ô ! ny foko anie ka mbola toro sy maratra

Nahoana ianao no tononkira.serasera.org tsy niteny
Fa tsy rariny kosa ireny
Teo imasoko no sakambininao
Iny olona iny
Tsy hitako izay azo atao

Teo imasoko no sakambininao
Iny olona iny
Tsy hitako izay azo atao

Tia anie aho, fa saingy tsy voajery
Ry Lanto ô !
Ny foko anie ka xcnphmpb feno fery
Saingy tiana ianao
Kanefa dia nandao
Ry Lanto ô !
Tsisy fo mitempo intsony ve aminao

Fa maninona raha qcru tsorina
Rehefa tsy tianao dia mionona
Tsy nampoiziko tokoa izao
Fa misaotra anao
Ao fa ho zakaiko ny ahy

Tsy nampoiziko tokoa izao
Fa misaotra anao
Ao fa ho zakaiko ny ahy

Ry Lanto ô !
Tsisy fo mitempo intsony ve aminao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rebika
Hits : 11226
Likes : 1 Like
Created by : Lalao Jim Hasina Samuel
Date : 20/08/2015 11:23
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1815