You are here: home > Tononkira > Rebika

Faly aho (Rebika)

Faly aho, satria tena tia anao
Ankehitriny koa dia lavitry ny fijaliana
Faly aho, rahavako satria ny fitiavako
Ho anao mandrakizay Doria

Ianao no masoandrom-piainako
Ianao irery no hiantako sy hitarainako
Ianao anie no hiakinana sy hianteherana
Amin'ny ho aviko sTsiky dia ampyy fiainako rehetra

Ianao no fanilo, hanazava sy hitsilo
Ny lalana ho diavina, fa hamakivaky fiainana
Izaho sy ianao, ianao sy izaho
Izaho sy ianao mifampitantana

Izaho sy ianao, ianao sy izaho
Izaho sy ianao mifampitantana

Miroborobo ny antsika roa
Fitia lamban'akoho, faty no hisarahana

Hevitra mandeha

hery (31/05/2021 15:01:01)

Misaotra e

radorralucien0 (31/05/2021 09:58:24)

Ohatran'ny tsy nisy anio hira tsara be io tato dia mba nampidiriko raha mba mety e ????????????

Tohiny Hametraka hevitra

Mpihira : Rebika
Mpamaky : 122
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : radorralucien0
Tamin'ny : 31/05/2021 15:00:41
ID : 13490

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo