You are here: home > Tononkira > Rebika

Adin-tsaina (Rebika)

https://tononkira.serasera.org/hira/rebika/adin-tsaina

Entiko mankany aminao
Ny adin-tsaina
Mandreraka aina
Zay tsy voafafa indrisy
Mihamitombo
sy mihombo

     Raha mankany aho mantsy mety hahita
     Eny hahita tononkira.serasera.orgfifaliana

Reo nantenaiko hanirina vao mainka
Nampihiratra nivandravandra
Any aminao no hany sisa
Noheverina hianteherana

     Raha toa ka ianao tsy handao
     Hankahery, sy hijery

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Rebika
Mpamaky : 8203
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Dadamary
Tamin'ny : 08/12/2001 23:25:16
ID : 402