Nofy (RAMIAN)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Mahasarika ilay fihetsikao
mampanofy ahy!
Te-hiresaka aminao handray anao ho namako aho!
Hanjifa ilay endrikao ho tonga tsiky ho ahy
Mazàva anaty aizina tiako ianao qcidi wrml mba ho ahy!
Nanaitra ity foko nampiazakazaka ahy
Tsy ho tafandry mandry raha hoe hilaozanao indray!
Bridge:
Nirehitra ilay afo tato anaty
Nangovitra aho, Tsy tafandrimandry
Nisitaka aho mba tsy iasa loha
Kanefa sarotra fa ianao ilay nirin’ity fo
Nirehitra ilay afo tato anaty
Nangovitra aho, Tsy tafandrimandry
Nisitaka aho mba tsy iasa loha
Kanefa sarotra fa tononkira.serasera.org ianao ilay nirin’ity fo
Refrain:
Nirin’ity fo …
Nirin’ity fo …
Nirin’ity fo …
Kanefa sarotra fa ianao ilay nirin’ity fo
2.Mamaivay ny ato anaty te-hiantso kanefa,
Mataotra mafy sao ho diso fiantefa
Tsy aritro ny tsy hiteny sy hilefy!
Ka tsy ho lefitro raha ho voafefy
Hanjifa ilay endrikao ho tonga tsiky ho ahy
Mazàva anaty aizina tiako ianao mba ho ahy!

Kanefa sarotra fa ianao rorwsm ilay nirin’ity fo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RAMIANVisites : 751
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ramian_Gasy_Loud
Date : 13/07/2024 09:17