Rotsirotsy (Rambao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rotsirotsim-pifaliana, tambitambin’ ny fitia
Eto an-tratranao ry tiana, tononkira.serasera.org no hanaovako sonia
Fa na maizim-bolana aza, na masoandro vao maraina
Sahiko eto no milaza, mandra-maty sombinaina
Efa nolazaiko cqcms anao, ny any an-tokantranontsika
Isan’ andro vaky izao, ho masoandro mibaliaka
Tsikitsiky lalandava, paradisa kely soa
Tsy avelako ho rava, ny hasambarantsika roa
Indro aho e, eto anilanao ihany
Fa eny, raha mbola tany koa ny tany,
Ianao re no tiaviko hatrany,
Sanatria tsy fitiavana umobjlfe dllifrti adala
Ka tomany hoe malala
Izao no hafatro aminao, ny sitrakao no ataoko
Raha sendra mifandao, aza adinonao ny voady
Fa ny vavako miteny, na ny masoko mijery,
Mahazatra anao ireny, ka ataovy tsianjery

--------
Link: