MBOLA HITOHY (Albert Ramananjanahary)
1. Sao heverinao fa ho tapitra ny tantarako
Sao heverinao fa ho foana e ny fitiavako
Toy ny akorandriaka noentin’ ny onja teny amorony ianao
Sendra ankizy nilalao ka nataony kilalao.
Izaho sy ianao no mifamohy
Fa ny tantarako mbola hitohy
ie he he he, iô hô hô hô
2. Ataovy ao an-tsaina, izay no lalam-pitiavana
Ary tsarovy koa fa ny anjara e tsy azo lavina
Toy nytononkira.serasera.org soratra natao teny amoron-dranomasina izy ireny
Rehefa ela tonga ny onja hanototra azy ireny.
Koa’ ndeha re soava dia
Fa ts’ isy tsiny re sanatria
ie he he he , iô hô hô hô
Ramananjanahary Albert