Ampidiro aloha ny tenimiafina
RAINAY O (RAKOTOARISON Onja Lalaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rainay r’Ilay Mpanjaka be voninahitra o!
Andriamanitra be fitiavana indrindra Ianao
Lehibe ny herinao, tsy ho voatanisanay
Eny, mendrika atolotra ho Anao :
Ny saotra, haja , fiderana
Tompo Tsitoha, mpanao ny soa
Ka indreto izahay avy hidera Anao
Mankalaza hatrany ny anaranao masina
Raiso lytacvwn izany ho hanitra ankasitrahanao
Tena vokatry ny fonay izao fiderana izao
Na dia kely aza izahay mihoatra Aminao
Na tsy mendrika aza manoloana Anao
Raiso tononkira.serasera.org ny fankalazana izay atolotray Anao
Fa maendrika izany Ianao ry Tompo, Ianao
Ny fonay midera no aoka ho hitanao
Tarafin’ny hazavana soa avy Aminao
Na tsy ho ampy aza ny andronay hiderana Anao
Dia izay kely vitanay no atolotray Anao
azfvsmzp ngzqg Groupe Lalaina…

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RAKOTOARISON Onja LalainaVisites : 2651
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Naina R.
Date : 17/10/2003 11:10