Raha nofy (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireny kintana ireny tononkira.serasera.org
Sy iny volana iny
Raha tambazanao halaiko
Mba ho firavakao
Dia mbola ho nofinofy ihany
Iny habakabaka iny
Sy ireny rahona ireny
raha ho finidina hatrany
Mba ho fonenanao
Dia mbola ho nofinofy ihany
Fa raha ireny rzaev no firavakao
Iny habakabak’iny no fonenanao
Eh!! ny masoandro hamiratra eny
Ny foko cany tainao
Eny ny fitiavantsika
Ny miaradia am-panahy
Ka ny hira tsara indrindra
No ho kaloiko ho anao
Dia kvcnfita ny vetsom-poko tianao
Ka ho nofy ihany izao isika izao
Dia naleko hatrany tsy nahalala anao
Saingy fitia te-hisambatra tina sy tia tafatambatra
ka ny zavatra hitany maso dia mitory fitia ankamantatra
Ho anao, anilanao
Ny vetsom-poko tianao
Sy iny volana iny
Raha tambazanao halaiko
Mba ho firavakao
Dia mbola ho nofinofy ihany
Iny habakabaka iny
Sy ireny rahona ireny
raha ho finidina hatrany
Mba ho fonenanao
Dia mbola ho nofinofy ihany
Fa raha ireny rzaev no firavakao
Iny habakabak’iny no fonenanao
Eh!! ny masoandro hamiratra eny
Ny foko cany tainao
Eny ny fitiavantsika
Ny miaradia am-panahy
Ka ny hira tsara indrindra
No ho kaloiko ho anao
Dia kvcnfita ny vetsom-poko tianao
Ka ho nofy ihany izao isika izao
Dia naleko hatrany tsy nahalala anao
Saingy fitia te-hisambatra tina sy tia tafatambatra
ka ny zavatra hitany maso dia mitory fitia ankamantatra
Ho anao, anilanao
Ny vetsom-poko tianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny RailovyVisites : 9835
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 29/10/2001 19:10
