Fafy Rano (Rafitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity no andro iray
Nomanintsika hatrizay
Fotoana iray tsy ho voafafa
Tsy ho adino mandrakizay
Fafy rano ho antsika roa
Hifanolorana ny teny soa
Ka tononkira.serasera.org manomboka izao iano
No antsoiko hoe andefimandriko
Ka n'inona n'inona hidona anatiko xbyckfm ao
Fa efa ianao ilay anjarako
Fafy Rano efa nohamasinin'ilay Ray
Fefy iray vaovao mandrafitra ny ho avy
Hampiray antsika tsy ho rava
Dia izaho sy ianao
Toy ny raozy vao mamelana
Mahita anao jkltuhn mijery ahy
Tafian'ny hafalian'ilay fo
lafatra feno fitiavana
Ireto masonao miteny hoe tia
Arahin'ny vetsovetso mifangia dvtk
Nomanintsika hatrizay
Fotoana iray tsy ho voafafa
Tsy ho adino mandrakizay
Fafy rano ho antsika roa
Hifanolorana ny teny soa
Ka tononkira.serasera.org manomboka izao iano
No antsoiko hoe andefimandriko
Ka n'inona n'inona hidona anatiko xbyckfm ao
Fa efa ianao ilay anjarako
Fafy Rano efa nohamasinin'ilay Ray
Fefy iray vaovao mandrafitra ny ho avy
Hampiray antsika tsy ho rava
Dia izaho sy ianao
Toy ny raozy vao mamelana
Mahita anao jkltuhn mijery ahy
Tafian'ny hafalian'ilay fo
lafatra feno fitiavana
Ireto masonao miteny hoe tia
Arahin'ny vetsovetso mifangia dvtk
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RafitraVangy : 1056
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lugioanderson
Daty : 03/12/2019 19:48
