Ho iray (Rafitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpinamana teo ojljyw foana
Izaho sy ianao hatramin'izay
Hatramin'izao tononkira.serasera.org nampiraisin'ny feo.
Nifanohana tsy cjspva mbola nifanary
Nifampizara teo hatrany.
Ho iray ilay fiarahana
Tantara ireny mirakitra ny soa
Sy miraikitra feno sitraka.
Satry hitoetra eo foana
Dia mbola ho iray izaho sy ianao
Ka hiombona mandrakizay
Ny qnnuqylp teny fanaoko hatrizay
Ny: "Mankasitraka anao aho
Niara-dàlana, nifanosina teo"
Nifanohana tsy mbola hifanary
Nifampizara eo hatrany.
Izaho sy ianao hatramin'izay
Hatramin'izao tononkira.serasera.org nampiraisin'ny feo.
Nifanohana tsy cjspva mbola nifanary
Nifampizara teo hatrany.
Ho iray ilay fiarahana
Tantara ireny mirakitra ny soa
Sy miraikitra feno sitraka.
Satry hitoetra eo foana
Dia mbola ho iray izaho sy ianao
Ka hiombona mandrakizay
Ny qnnuqylp teny fanaoko hatrizay
Ny: "Mankasitraka anao aho
Niara-dàlana, nifanosina teo"
Nifanohana tsy mbola hifanary
Nifampizara eo hatrany.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RafitraVangy : 1386
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lugioanderson
Daty : 09/12/2019 15:26
