Ho iray (Rafitra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpinamana teo foana
Izaho sy ianao hatramin'izay
Hatramin'izao nampiraisin'ny tononkira.serasera.org feo.
Nifanohana tsy mbola nifanary
Nifampizara teo hatrany.

Ho iray ilay hplkfy fiarahana
Tantara ireny mirakitra ny soa
Sy miraikitra feno kszrvsy sitraka.
Satry hitoetra eo foana
Dia mbola ho iray izaho sy ianao
Ka hiombona mandrakizay

Ny teny fanaoko hatrizay
Ny: "Mankasitraka anao aho
Niara-dàlana, nifanosina teo"
Nifanohana shfz tsy mbola hifanary
Nifampizara eo hatrany.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rafitra
Hits : 1334
Likes : 0 Like
Created by : lugioanderson
Date : 09/12/2019 15:26
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0685