Darling (PRINCIO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ouh oh ouh oh Darling eh
Misy zavatra tiako ambara ah
Ouh oh ouh oh Darling eh
Misy zavatra tiako ambara ah
Tsy mba zavatra ratsy ohatry ny inona eh
Nefa ohatran'ny manalasala ah
Tsy mba zavatra ratsy ohatry ny inona eh
Nefa ohatran'ny manalasala hoa

Darling hoa bcazw Darling eh
Misy zavatra tiako ambara eh
Tiako ambara aminao le feeling eh
Misy zavatra tiako dia ambara hoa
Tsy dia zavatra ratsy ohatry ny inona eh
Nefa ohatran'ny toa z'histoire tononkira.serasera.org eh
Tsy dia zavatra ratsy ohatry ny inona eh
Nefa ohatran'ny toa z'histoire hoa

Zavatra tsy azo tenenina Fa voarara sy misy manenjika eh
Saromana sy afenimpenina Lazaina fa teny tsy mendrika eh
Fa mbola voafetra mahabedy sy mahavoasazy
Nefa ny olon-drehetra Mankafy sy mitia azy

Resaka tsy azo tononina Tsy azo lazaina amin'ny teny gasy
Henatry ny fiaraha-monina Lazaina rgto fa hoe teny ratsy
Satria misy teny gasy anie Indraindray mankarary sofina eh
Tsy azo tenenina mafy Fa bitsibitsihana fotsiny eh

Nefa dia tsotra sy maivana Raha atao amin'ny teny vahiny
Toa vetivety sy haingana Nefa tsy hifanomezana tsiny
Ka ambarako anao le feeling eh
Ambarako madio tsara
Je t'aime be Darling eh
Faisons l'amour ce soir

Ref : Oh Darling eh
Faisons l'amour ce soir
Darling hoa Darling eh
Faisons l'amour ce soir
Oh Darling e
Faisons l'amour ce soir
Darling hoa Darling eh
Faisons l'amour ce soir

2. Ouh oh ouh oh Darling eh
Misy zavatra tiako ambara ah
Ouh oh ouh oh Darling eh
Misy zavatra tiako ambara ah
Tsy mba zavatra ratsy ohatry ny inona eh
Nefa ohatran'ny manalasala ah
Tsy maninona be tahaky ny inona eh
Nefa ohatran'ny manalasala hoa

Darling hoa Darling eh
Misy zavatra tiako ambara ah
Tiako ambara aminao le feeling eh
Misy zavatra tiako dia ambara hoa
Tsy dia fôpla be tahaky ny inona eh
Nefa ohatran'ny toa z'histoire ah
Tsy maninona be tahaky ny inona eh
Nefa ohatran'ny toa z'histoire hoa

Resaka tsy azo lazaina Fa mahasosotra sady mandrangitra eh
Nefa dia zavatra ilaina Matsiro ary koa mahafinaritra eh
Fa hoe maramara Hadalana ary koa fahotana
Nefa dia zavatra tsara Mahasoa ny fahasalamana

Tsy azo lazaina mivantana Fa ohatran'ny manelingelina eh
Nefa dia ilain'ny vatana Ilaina amin'ny maha-olombelona eh
Raha lazaiko teny gasy ilay izy Dia betsaka be ny ho tezitra eh
Sao dia lasa teny ratsy Ka aleo rzdw dia ovaina ny hevitra eh

Fa mora ampitaina Raha atao amin'ny teny vazaha
Tsy mankarary ny saina Ary tsy mahasosotra hoa
Ka ambarako anao le feeling eh
Ambarako madio tsara
Je t'aime be Darling eh
Faisons l'amour ce soir

Ref : Oh Darling eh
Faisons l'amour ce soir
Darling hoa Darling eh
Faisons l'amour ce soir
Oh Darling e
Faisons l'amour ce soir
Darling hoa Darling eh
Faisons l'amour ce soir

Soa
Soa
Soa miditra

Ouh oh ouh oh Darling eh
Mazava ny tiako ambara ah
Ouh oh ouh oh Darling eh
Mazava ny tiako ambara eh
Atombohy amin'izay le feeling eh
Faisons l'amour ce soir
Ka esory amin'izay hoa le jeans eh
Faisons l'amour ce soir

Darling hoa Darling eh
Mazava ny tiako ambara
Ka esory amin'izay hoa le jeans wh
Mazava ny tiako ambara
Tsy maninona anie le feeling eh
Faisons l'amour ce soir
Misy zavatra tiako halalinina eh
Faisons l'amour ce soir

Soa miditra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : PRINCIO
Visites : 9623
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : jah
Date : 11/07/2008 10:46
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0361