Tsy nety (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nihintsana nefa mba felana namony
Nantenaiko handrombona eny
Ho endriky ny saha
Toa nihintsana tononkira.serasera.org nefa tsy hitombo intsony
Tsy mba nety namony
Toy ny vony namelana

Ilay sombiniaiko
No nandao ahy tsy fidiny
Raha sitrakao ry raiko
Avereno ahy
Fa hoiqelx mafy loatra wkxzv ny manjo ahy
Toa tsy ho tantin’ny duvyyz saiko
Ny hizaka ny ngidiny
Izay mety hiseho tsy haiko
Avereno ahy
Fa mafy loatra ny manjo ahy

Nilentika Ilay masoandro nantenaiko
Mba hanazava ilay akany
Nokasaiko ho namana
Fa lasana ilay hazavana lalaiko
Ka indro tomany ny foko torovana


http://www.multimania.com/schmilblik/ANDAOHANDIHY.html

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Poopy
Visites : 4099
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Heriniaina
Date : 22/10/2001 00:10
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0324