Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tandrifin-drahona (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malomaloka toa maina molotra sy trotroka
Manontany tena farany hoe misy ve
Izao Ray antsoiny izao
Toa valabalaka tsy misy atokona fa sasatra
Mieritreritra mangina ihany hoe misy ve
Izao rariny andrasany izao
Aiza ianao ry Ray? Fa tsapany lavitra
Erikerika manjombon-dava re ny androny
Fa ny valim-piharetany toa mbola aizina ka
Dify wgmdo foana ny masoandrony
Ireo mba namana tsy afa-manoatra fa tsy manana
Mila ho azon’ny fakam-panahy handà izay manjo
Soa fa mahery ianao ry Ray tsitoha
Toa mangina ianao ry Ray ô, mba henoy
Ifonany aminao ny rediredy tsy tsaroany
Fa mafaitra loatra izao ry Ray ô
Tsy telina ka tonga miantso anao anio
Fa mahatoky anao, ry ray ô, mba hiantrao
Raha fitsapana izao ekeny ukeeq raha avy aminao
Fa ianao anie no efa nametrahany
Ny androm-piainany efa nankininy aminao
Eny mahatoky izy tononkira.serasera.org qljq f’ianao mitantana
Izy mahatoky anie
ny fandresen’ny herinao lehibe.
http://www.multimania.com/schmilblik/malagasyrainb.html

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : PoopyVisites : 7197
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Heriniaina
Date : 21/10/2001 23:10