Sadaikatra (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sadaikatra aho
Vahobahotra
Tsy sahy milaza aminao
Izay tian’ny foko ambara
Resin’ny fahazavanao
Ny teny izay tiako hatao

Toa saikatra aho sahirana
Satria avy dia fantatrao
ny ao an-tsaiko ao
Ka tsiky no nasetrinao namalinao
Ny teny izay tiako atao

Ref: Raha namaly ahy ianao
     Toa tsy hilaza fa hoe
     Toa zokiko ny fonao
     Raha itantarako ny zavatra manjo ahy
     Matetika mikapoka ny foko
     Raha nisy tsy nety
     Tsapako sy fantatro ianao
     Fa sahy milaza izahy tiako atao
     Any misy toerana ho anao,
     Efa voalamina
     Ary natokako ho anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Poopy
Vangy : 3331
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 12/10/2002 12:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1066