Ny herinao (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny HERINAO
Tony ianao
Na dia maro aza ny nanjo anao
Na nanonja aza tao anatinao
wdbniyc Ka tihina ny eritreritra
Izay no tena herinao
Tony ianao
Fantatrao fa izay teny natao
Mety haningotra anao
Ka nangina ianao
Nalefitrao ny hatezeranao
Izay no tena herinao
Ny fahanginanao
No hery sy andry nijoroanao
gwmtbyr Fa raha nangina ianao
Tsy resy akory amin’ny fiainanao
Izany indrindra no tena herinao
Fantatrao tononkira.serasera.org fa
Tsy natao ho anjaranao
Ny hitsaratsara izay natao anao
Naleonao nipetraka, nangina
Izay no tena herinao
Ny fahanginanao
No hery sy andry nijoroanao
Fa raha nangina ianao
Tsy resy akory amin’ny fiainanao
Izany indrindra no tena herina
Izany indrindra no tena herinao
Poopy(1991)
ocnhyaul
--------
Lien:
