Mamy ny miaina (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndao isika hikalo hihira
Ndao isika hifaly
Fa natao ho antsika izao
Fiainana izao
Ny feotsika sy ianao
Mety hifamaly
Ka tononkira.serasera.org ny olana hovao
Ho kilalao
Ka raiso mora ny jdzc fiainana
Tsy mora kivy mora ketraka
Izeao rehetra izao ve hitarainana
Tonio ny fo ahay hipetraka
Raiso amin’ny tsiky izay manjo anao
Ka tsy handresy anao ny sarotra
Fa misy ireo mijaly noho ianao
Nefa mitraka sy mihezaka
Endrika falifaly no aoka asehonao
Ny tontolo miara-miaina aminao
Fa feno hafanana hasitrana azy ireo
Amin’ity fiainana feno toreo
Harao zfcw an’kira ny zjhhy hasasarana
Ho tsapanao ny hasambarana
Raha ravo ny fo faly ny saina
Ho hitanao ny soa f’aza malaina
(Hilalao hilalao lalao
Hilalao, hilalao isika izao)
http://www.multimania.com/schmilblik/ANDAOHANDIHY.html
Ndao isika hifaly
Fa natao ho antsika izao
Fiainana izao
Ny feotsika sy ianao
Mety hifamaly
Ka tononkira.serasera.org ny olana hovao
Ho kilalao
Ka raiso mora ny jdzc fiainana
Tsy mora kivy mora ketraka
Izeao rehetra izao ve hitarainana
Tonio ny fo ahay hipetraka
Raiso amin’ny tsiky izay manjo anao
Ka tsy handresy anao ny sarotra
Fa misy ireo mijaly noho ianao
Nefa mitraka sy mihezaka
Endrika falifaly no aoka asehonao
Ny tontolo miara-miaina aminao
Fa feno hafanana hasitrana azy ireo
Amin’ity fiainana feno toreo
Harao zfcw an’kira ny zjhhy hasasarana
Ho tsapanao ny hasambarana
Raha ravo ny fo faly ny saina
Ho hitanao ny soa f’aza malaina
(Hilalao hilalao lalao
Hilalao, hilalao isika izao)
http://www.multimania.com/schmilblik/ANDAOHANDIHY.html
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PoopyVangy : 4040
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 22/10/2001 00:10
