Zovy moa izato ianao (Perle sy Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(duo lahy sy vavy)
Zovy moa izato ianao miseho mahalala ny ato am-poko
nefa izao no lazaiko na fifaliana na toloko
no mameno itony saiko, sy mitoetra anatiko ao
tsy natao hisy hahalala, tombatombana ny anao
(miverina in-2)
Ny fahalalàna ny ato am-poko, zava-tsarotra ho anao
Ny hahafantaranao izany, mbola ho ela fa tsy izao
Ankehitriny aloha dia izaho, eny izaho samirery
ebloulp nqfayvmr no mahalala ny ao anatiko ao tena qfdkb mbola zava-miery
Tsy ny tombatombanao sy ny hevitrao mangina
no ahafahanao milaza sy hahatonga higina
Tsy ny sofinao mandre tononkira.serasera.org na ny masonao mijery
no hahalaza ny ao anaty, tena mbola zava-miery

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Perle sy GabhyHits : 5172
Likes : 0 Like
Created by : Razafindranaivo Harilala
Date : 30/10/2004 05:13