You are here: home > Tononkira > Parh-Shon & Voary

Tsy ho rava (Parh-Shon & Voary)


Efa niorina ato am-poko 'lay fitia
Tsy afaka intsony fa mahery
Tia anao amin'ny saiko manontolo
Matokisa fa tsy hivadika amin'ny teny
Ireo 'zay nolazaiko
Nampanantenaiko tamTsiky dia ampyinao

Lahatra no niarahantsika
Fa tsy tandrifim-pitiavana ihany
Anjara nomen-Janahary
Hiara-paly

Antenaiko fa
Tsy ho rava
Fa fitia mandramaty
'Zay mitoetra ao anaty
'Zaho sy ianao
Hiaraka hatrany

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Parh-Shon & Voary
Mpamaky : 379
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 28/04/2019 13:48:20
ID : 11592

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo