HO AVY (Ny Talöha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho avy i Jesôsy Kristy  mjzygvdc (ho avy ee ia)
Ho avy qgtqsy hitsara izy e ia ! (ho avy ee kgdqt ia)
Efa nampagnategna izany
Ny zanako sy ny asan’ny tanako
Aoka ho adidiko ihany
Izaho managna hevitra ho anareo
Hitondra fiadanana fa tsy tononkira.serasera.org loza

Deraina anie i Kristy fa tsara Izy e !
Mandrakizay ny hindrafony
Ho  an’ny olona ankasitrahany

R. Edmond 2020

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Talöha
Vangy : 1153
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sfssolo
Daty : 19/12/2020 01:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0703