AVIA FA HO HITANAREO (Ny salohy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AVIA FA HO HITANAREO
1) Moa swvf mba fantatrao ve ny fitiavan’Andriamanitra
Dia ny nitiavany izao tontolo izao
Ny nanomezany ny Zanany Lahitokana
qbmhwjn Mba tsy ho very izay mandray Azy
Avia, avia, avia, fa ho tononkira.serasera.org hitanareo
Ny voninahitr’Andriamanitra
’Zay hanehoany ilay fitiavany
Sy ny namonjeny izao tontolo izao
2) Toa sahirana ery ianao eto amin’izao fiainana izao
Tena kivy tokoa, efa mila hamoy fo
Moa mba fantatrao ve hoe inona no mjpblom anton’izao
Moa tsy ny fahotanao ihany ?
Koa avia, avia, avia, fa ho hitanareo
Ny fahasoavan’Andriamanitra
Fa raha ny Zanaka no hanafaka anao
Dia tena ho afaka tokoa ianao.
3) Fa andriamanitra maneho ny famindram-pony aminao
Ka miantso anao hanatona Azy izao
Satria sarobidy Aminy sady tsy foiny ianao
Izany no mbola hiantsoany anao hoe :
Avia, avia, avia, fa ho fitanareo (1)
Koa avia, avia, avia, fa hohitanareo (2)
RABARIJAONA
Andrianaina Robdera

--------
Rohy: