Tsy miova (Ny ravin'oliva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Tompoko,ny Tompoko tsy miova
F'izaho no eyjmo mazana miovaova
Omaly aho,omaly aho tsy niala
Anio indray,anio misalasala
Tohano aho,tohano mba hotia
Tahaka Anao tsy miova ho doria
Ny heriko,ny heriko tononkira.serasera.org mihakely
Tohano aho,tohano ho crye modely
Ny Tompoko manafaka @ ota
F'izaho no miraikitra ho mpanota
Ity foko ity nomeko Anao omaly
Anio indray toa tezitra tsy plyadb faly
Tohano aho,tohano mba hotia
Tahaka Anao tsy miova ho doria
Ny heriko,ny heriko mihakely
Tohano aho,tohano ho modely
F'izaho no eyjmo mazana miovaova
Omaly aho,omaly aho tsy niala
Anio indray,anio misalasala
Tohano aho,tohano mba hotia
Tahaka Anao tsy miova ho doria
Ny heriko,ny heriko tononkira.serasera.org mihakely
Tohano aho,tohano ho crye modely
Ny Tompoko manafaka @ ota
F'izaho no miraikitra ho mpanota
Ity foko ity nomeko Anao omaly
Anio indray toa tezitra tsy plyadb faly
Tohano aho,tohano mba hotia
Tahaka Anao tsy miova ho doria
Ny heriko,ny heriko mihakely
Tohano aho,tohano ho modely
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny ravin'olivaVangy : 1090
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ninatolotra
Daty : 15/09/2017 22:04
