Rahoviana (Ny Mpitory)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rahovina re ry Tompoko
Vao ho tsapako sy ho haiko tokoa
Ny manavaka ireo soa
Amin'ny ratsy izay fanao tsy mahasoa.

Rahovina re ry Jeso tia
No hananako ilay fitsikiana
Ireo zavatry ny tany hosoka
Mety lo sy mora potika

Ianao irery no maharitra
Ao Aminao ny tonga lafatra
Ka tena iriko ny hiverina
Lavitra noho izao tontolo izao

Raha nania an-taona maro aho
Dia hiverina ao antranon'ny Ray
Izao fa tsapko fa hadalana
Ny nandao ny lakana nitana

Eny tsapako fa niasa ho ahy
Nahasoa ny saina sy fanahy
Fa tao ny ratsy sy ny tsara
Izay nomena mba hianana.

Tsy hanenenako ny hiverina
Asa ianao zay be marenina
Fa izao ankehitriny izao
Hody aho, rahovina no hody ianao


Tsy hanenenako ny hiverina
Asa ianao zay be marenina
Fa izao ankehitriny izao
Hody aho, rahovina no hody ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Mpitory
Vangy : 293
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fetra1307
Daty : 11/10/2023 03:26
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.022