You are here: home > Tononkira > Ny Mpitory

Miantso (Ny Mpitory)

Miantso aanao ny Tompo
Ry vesaran'ota o
Omena fitsaharana,
Hiaina fiadanana.
Miantso anao ny Tompo,
Eny sasa-miantso.
Izy tsy manan-teny ho tiana
Fa te hamonjy am-pifaliana
Satria tia tena tia Kristy.
Miangavy anao hanohina ny antso
Sy ampitsahatra ny andraso,
Ka ho tia tononkira.serasera.orgsatria tia Kristy!

Miandry anao ny Tompo
Ry nandao ny vala o
Ny helokao avelany,
Ny ditranao leferiny
Miandry anao ny Tompo,
Eny sasa-miandry,
Fa vonona izy hanadio
Ireo ota maro nahadiso,
Satria tia tena tia Kristy
Miangavy anao hitodi-doha
Handray ny Tompo antanandroa
Ka ho tia tena ho tia avia!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Mpitory
Mpamaky : 521
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Taman
Tamin'ny : 19/09/2018 15:52:20
ID : 10987

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo