Katsaho aloha (Ny Mpitory)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Katsaho aloha ny fanjakan' Andriamanitra
Sy ny fahamarinany
Hanampy ho anao (*2)
Ny zava-drehetra

Sarotra ny fiainana ve?
No toa dia mitanondrika izato ianao
Tebiteby ahihay isan'andro
No mahazo amin' izao fiainana izao

Aza fahasambarana ety an-tany
Misy resinao eny izany
Korontan-dava etsy sy eroa
Mila hankarary fo

Nefa aza dia mbola mitaraina
Fa Ity misy azonao hantenaina
Ilay Jesoa zoky tia Tsy mamela anao
ho kamboty ety

Fa Katsaho aloha ny fanjakany any an-danitra
Sy ny fahamarinany
Hanampy ho anao (*2)
Ny zava-drehetra

Na zany fa mihabetsaka koa
Ireo mivari-lavo sy manao hadalana
Mitombo isa ,miha-maro isan'andro
Ireo mpangalatra sy tsy tàn-dalàna

Miha-manjaka koa ny fitiavan-tena
Fisolokiana hafetsifetsena
Ny lolom-po tsy mety mitony
Tsy hita ho lazaina intsony

Nefa aza dia mbola mitaraina
Fa Ity misy azonao hantenaina
Ilay Jesoa zoky tia tsy mamela
anao ho kamboty ety

Fa Katsaho aloha ny fanjakany any an-danitra
Sy ny fahamarinany
Hanampy ho anao (*2)
Ny zava-drehetra

Fa Katsaho aloha ny fanjakany any an-danitra (Fanjakan'Andriamanitra)
Sy ny fahamarinany
Hanampy ho anao (*2)
Ny zava-drehetra
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Mpitory
Hits : 55
Likes : 0 Like
Created by : Dadanefreeman53
Date : 04/05/2024 19:22
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0759