Tsy mendrika (NY Kalo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mendrika ny hiantso
Anao aho ry Tompo
Fa maloto feno tsiny ny foko
Koa mangataka Aminao
herim-panahy vaovao
No atolotrao indray
Mba ho famonjenao ahy

Kanefa ankehitriny tononkira.serasera.org izao
Menatra aho ny hanonona
ny anaranao
Ka mifona aho Raiko o!
Mamelà ny heloko,
Mba diovy

Voagejam-pahotana maro ny aiko
Fampaherezanao bktxdv ihany no ilaiko
Koa mangataka Aminao
Herim-panahy upkhkgnc vaovao
No atolotrao indray
Mba ho famonjenao ahy

Kanefa ankehitriny izao
Menatra aho ny hanonona
Ny anaranao
Ka mifona okcfsp aho Raiko o!
Mamelà ny heloko
Mba diovy

A.C: Aro Randrim

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : NY Kalo
Hits : 815
Likes : 1 Like
Created by : Randriamamory
Date : 24/04/2023 22:50
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1198