You are here: home > Tononkira > NY ANTSAFIA

HIMPODY AMINAO ZAHO (NY ANTSAFIA)

Ndeha hôdy ‘zaho ô, Ah Baba e !
(te hôdy ‘zaho ô, Ah Baba e !)
Nheha hôdy f’hiverin-dalagna, himpôdy Aminao ô!we!
(te hôdy f’hiverin-dalagna, himpôdy Aminao ô!)

Manigny ny an-tanagna ‘zah, izaho andeha hôdy e !
(Eh! manigny ny an-tanagna, niaraka Aminao we!)
« Niliba, nanô la vie e! » tsy nahatsara ‘zaho e !
(n’sôma ratsy,  nanô la vie e! » nandratra ‘zaho o ! Baba an !)

1- Mivalo izaho ô ! Babako ô !
Tsy hamerigny intsony, diso izaho ô !
Babako ô, himpôdy Aminô ‘zaho ô!
Babako ô! Hiverigny Aminô ‘zaho ô!
Babako ô, himpôdy Aminô ‘zaho ô!
Babako ô! Hiverigny Aminô ‘zaho ô!

Zaho nTsiky dia ampydeha hôdy e!
Himpôdy Aminao ô!
Tsy hamerigny intsony e!
Ndeha hôdy ‘zaho ô
Himpôdy Aminao ô!
Tsy hamerigny intsony i! i!
Tsy hamerigny intsony e! e !
Tsy hamerigny intsony Hum! Hum!
Tsy hamerigny intsony e! e ! Izaho Aba

2- Ah, zanako tiako ô! Tsy foiko anao ô! Ô!
“Ndrey maditry anô”! adidiko anô! Ô!
Ah !Zanako ô! Tsy hanary anô ‘zaho oô!
Ah! Zanako ô! Tsy meloko aminô ‘zaho oô!
Ah! Zanako ô! Tsy hanary anô ‘zaho oô!
Ah!Zanako ô! Tsy meloko aminô ‘zaho oô!

Tsy hanameloko anô!
Izaho Rainao!
Tsy handatsa anô!

Fa izaho hainao
Tsy hanary anô
handrey anô! O!o!
nandigny anô!e! e!
handrey anô! O!o!
nandigny anô! e!e!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : NY ANTSAFIA
Mpamaky : 594
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : NYANTSAFIA
Tamin'ny : 02/10/2014 12:49:47
ID : 6756

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo