Vol1. ANDRIAMANITRA HE MAHAGAGA (Ny Antsa Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reférence :« Fa lehibe Hianao ka manao zava-mahagaga; Hianao irery ihany no Andriamanitra. »
(Salamo 86:10)
« Midera Azy noho ny asany lehibe; Miderà Azy araka ny haben’ny voninahiny. »
(Salamo 150:2)
---------------------------------------------------------------------
1. Andriamanitra !
He mahagaga, ny zavatra nataon’ny tananao
Ny kintana sy kotrokoranandro
Ampisehoanao ny herinao
MIDERA ANAO ANDRIAMANITRA ô
FA LEHIBE, FA LEHIBE
MIDERA ANAO ANDRIAMANITRA ô
FA LEHIBE, FA LEHIBE
2. Raha mitsangatsangana ao an’ala
ka mahare hy hiram-borona
Sy rivotra mitsoka moramora
Ary mahita tendrombohitra
MIDERA ANAO ANDRIAMANITRA ô
FA LEHIBE, FA LEHIBE
MIDERA ANAO ANDRIAMANITRA ô
FA LEHIBE, FA LEHIBE
3. Raha tsaroako fa Jesoa Tompo
Natolotry ny Ray an-danitra
Ho avotra noho ny fahotako
Izay vita teo Gologota avokoa
MIDERA ANAO ANDRIAMANITRA ô
FA LEHIBE, FA LEHIBE
4. Ho tonga Jesosy Tompo soa
Hitondra ahy ho any an-danitra
Hiondrika aho sy hitsaoka azy
Andriamanitra, he fa lehibe
MIDERA ANAO ANDRIAMANITRA ô
FA LEHIBE, FA LEHIBE
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Antsa FitiavanaVisites : 14626
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : malilatiana
Date : 31/03/2009 16:12