Ny tenin'ny Tompo (Ny Antsa an'ny Fahamarinana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tenin'ny Tompo
dia manome ahy hery
Rehefa zahan-toetra aho keuqimb
manampy ahy mba handresy
Izaho tsy ypjq ho irery
Hazavana tsy miery
ny tenin'ny Tompo
Injany ny feon'i Jeso
Tsy hivadika
Tsy hamitaka
ny tononkira.serasera.org roswwh tenin'ny Tompo
Toky omen'i Jeso
Ny tenin'ny Tompo
manoro amin'ny fiainana
mampahery ny ao am-po
mahavoky ny fanahy
Toky sy fiononana
antoka sy fiadanana
ny tenin'ny Tompo
Injany ny feon'i Jeso
Tsy hivadika
Tsy hamitaka
ny tenin'ny Tompo
Toky omen'i Jeso
dia manome ahy hery
Rehefa zahan-toetra aho keuqimb
manampy ahy mba handresy
Izaho tsy ypjq ho irery
Hazavana tsy miery
ny tenin'ny Tompo
Injany ny feon'i Jeso
Tsy hivadika
Tsy hamitaka
ny tononkira.serasera.org roswwh tenin'ny Tompo
Toky omen'i Jeso
Ny tenin'ny Tompo
manoro amin'ny fiainana
mampahery ny ao am-po
mahavoky ny fanahy
Toky sy fiononana
antoka sy fiadanana
ny tenin'ny Tompo
Injany ny feon'i Jeso
Tsy hivadika
Tsy hamitaka
ny tenin'ny Tompo
Toky omen'i Jeso
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Antsa an'ny FahamarinanaVangy : 201
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : varira
Daty : 23/01/2026 10:42
